Mon Oct 21 2019 10:21:36 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-21 10:21:37 -04:00
parent 25fe4d527b
commit 0205e3eb6f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary koafa nandaiha nitsaka ndraiky Jesôsy, tamin'ny lakagna, dia igny nisy ôlogno maro taigna maro nivôry nqgnodidigny Azy, koafa teo amorondranomasigny igny Izy. Aveo avy ny araiky amin-jareo mpitariky ny synagoga, antsôvigny hoe Jairo, koafa nahita Azy, dia nondriky tamin'ny hogony. Nangavigny lalandava izy, naganano hoe: "Marary mafy afa hofoaty ny zanako vaiavy. Miangavy anao zaho, avia, aveo apitraho aminazy ny tagngnanao mbô hahivagna izy
\v 21 \v 24 Ary koafa nandaiha nitsaka ndraiky Jesôsy, tamin'ny lakagna, dia igny nisy ôlogno maro taigna maro nivôry nqgnodidigny Azy, koafa teo amorondranomasigny igny Izy. \v 22 Aveo avy ny araiky amin-jareo mpitariky ny synagoga, antsôvigny hoe Jairo, koafa nahita Azy, dia nondriky tamin'ny hogony. \v 23 Nangavigny lalandava izy, naganano hoe: "Marary mafy afa hofoaty ny zanako vaiavy. Miangavy anao zaho, avia, aveo apitraho aminazy ny tagngnanao mbô hahivagna izy."