auto save
This commit is contained in:
parent
7a1571cfb4
commit
014a2075f3
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 22 \v 23 \v 24 \v 25 Izy koa mboala teo am-pinanagna zareo, dia nangala ny môfo i Jesôsy, nagnamia misaotra, avakeo nirasainy zany. Namiany zareo zany salakady nagnano hoe: "Alaivo, tô no vatagnanaha." Dia nangala ny kapoaka Izy, nagnamia misaotra, avakeo nagnamia zany zareo, samy nigiaka tamin'ny zany zareo jiaby. Nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: "Tô ny lion'ny fagnikiaiham-pihavagnako, lio lehy alatsaka hamiagna ny maro. Ambarako areo marigny, tsy higiaka tô vokatra ny voaloboko
|
||||
\v 22 \v 23 \v 24 \v 25 Izy koa mboala teo am-pinanagna zareo, dia nangala ny môfo i Jesôsy, nagnamia misaotra, avakeo nirasainy zany. Namiany zareo zany salakady nagnano hoe: "Alaivo, tô no vatagnanaha." Dia nangala ny kapoaka Izy, nagnamia misaotra, avakeo nagnamia zany zareo, samy nigiaka tamin'ny zany zareo jiaby. Nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: "Tô ny lion'ny fagnikiaiham-pihavagnako, lio lehy alatsaka hamiagna ny maro. Ambarako areo marigny, tsy higiaka tô vokatra ny voaloboko tô aky Zaho papiky
|
Loading…
Reference in New Issue