xmw_mrk_text_reg/16/12.txt

1 line
307 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-25 08:04:17 +00:00
\v 12 [Ny fandikagna taloha taigna tsara dia mangala ny Marka16: 9-20] Tafaran'ny reo raha reo Jesôsy dia niboaka tamin'ny fomba hafa tamin'ny aroa tamin-jareo, koafa nandaiha hankagny an-tanàgna zareo. \v 13Dia lôsogno zareo, avakeo nivaolagna tamin'ny reo mpianatra tavaila, kanaifa tsy nankatô zareo.