2019-10-25 08:04:17 +00:00
|
|
|
\v 9[Fagnamariahagna : Ny fandikagna taloha taigna tsara dia mangala ny Marka: 16: 9-20] Vao miraizava tamin'ny andro voalohan'ny herigniandro, tafarany Izy nitsangagna, dia niboaka tamin'i Maria Magdalena maloha izy, lehy nandroahany masantôko fito. \v 10Kay lôsogno Maria avakeo nivaolagna ny vaovao tamin-jareo niaraka tamin'i Jesôsy, raha mboala nisaona aveo nitomoagny zareo. \v 11Regnin-jareo fao velogno Izy avakeo nahita Azy izy, kanaifa tsy nankatô zareo.
|