xmw_mrk_text_reg/15/25.txt

1 line
498 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 25 Tamin'ny laira fahatelo Izy no nohomboan-jareo. \v 26 Ary tamin'ny takailaka kakazo araiky no nanoran-jareo ny fiampangagna nanohitry Azy hoe: "Mpanjakan'ny Jiosy." \v 27 Dahalo aroa no niaraka nohombon-jareo taminazy, ny araiky tamin'ny ankaheriny ary ny araiky koa tamin'ny ankaviany. \v 28 [Fagnamarihagna: Ireo fandikagna taloha taigna tsara dia tsy magnisy ny Marika 15:28 hoe: "Dia tantairaka ny Soratra Masigny magnano hoe: "Natao ho agnisan'ny mpanota Izy.' Ampitahafo ny Lioka 22:35]