xmw_mrk_text_reg/09/45.txt

1 line
245 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-18 04:41:07 +00:00
\v 45 Koa hongotroa no manafintohigny anao, tapaho zany. Tsaratsara aminao ny miditry misy antsa agny amin'ny fiainagna tsitôko managna hongotro aroa ary hariagna agny amin'ny helo. \v 46 [Zahao ny fagnamarignagna agny amin'ny andininy faha 44]