Nijanogno Jesôsy aveo nampagnantso azy. Nantsovin-jareo lay gila, aveo nivolagniny hoe: "Maharaiza! Mitsangàna! Magnantso anao Izy." Nariany ny lambanazy, aveo nitsangagna, kay nandaiha ta