xmw_mrk_text_reg/03/09.txt

1 line
265 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-24 13:56:21 +00:00
\v 9 Dia nampizaha lakagna ny mpianany Jesôsy hamiagna Azy nohon'ny hafôntriran' ôlogno teo, mbô tsy hifanosihan'ny ôlogno Izy.\v 10 Noho ny nangasitragn'ôlgno fôntry Izy, dia nirômbo nagnatogno Azy ny ôlogno jiaby lehy nanagna aretigny mbô hikasiky Azy.