xmw_mrk_text_reg/07/20.txt

1 line
465 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-25 08:16:20 +00:00
\v 20Nivaolagna Izy: "Lehy miboaka avy akao amin'ôlogno no mandoto azy."\v 21 Fa avy akao agnatin'ôlogno, avy am-pony, no iboahan'ny saingy ratsy, ny fahavetavetagna, ny halatra, ny fomonoagn'ôlogno, \v 22ny fijangajangagna, ny fagniriagna, ny haratsiam-pagnahy, ny vandy, ny fijejojejoagna, ny fialôgnagna, ny fagnambaragna vandy, ny avognavogno, ny halifahagna. \v 23Zany raha ratsy jiaby zany no miboaka avy akao agnatin'ôlogno, avakeo reo no mandoto azy."