xmw_mrk_text_reg/15/33.txt

1 line
426 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 33 \v 34 \v 35 Tamin'ny laira faha enigny, dia homby tagny amin'ny tany jiaby ny hizigny hatramin'ny laira fahasivy. Ary tamin'ny laira fahasivy zany dia nangaiky tamin'ny feo mafy Jesôsy hoe: "Eloy, Eloy, lamà Sabakintany?" Zay antsôvigny hoe: " Zagnahary ô, Zagnary ô, nagnino mo Anao nahafò Zaho? Ny sasany tamin-jareo lehy nitsangagna teo naharegny volagna nazy kay nivolagna hoe : " Zahavo, Magnantso Elia Izy."