2019-10-25 16:20:33 +00:00
|
|
|
\v 19 Nipopohin-jareo tamin'ny volotara ny lohany salakady nandrora taminazy. Dia nandongoalitry talaohany zareo mody nidaira Azy. \v 20 Koafa avy nankalaifaka Azy zareo, dia nalan-jareo taminazy ndraiky ny lamba vôlomparasy avakeo nampanaovin-jareo Azy ny fitafiany manokagna, ary dia nindesin-jareo niboaka Izy mbô hagnomboagna Azy. \v 21 Niteren-jareo ny mpandaiha araiky zay avy tagny an-tsaha mbô hilanja ny kakazofijalian'i Jesôsy, lalahy araiky antsôvigny hoe Simona Kyreniana baban'i Aleksandra ndraiky Rafôtsy.
|