xmw_mrk_text_reg/09/30.txt

1 line
413 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-25 05:58:55 +00:00
\v 30 Niala teo zareo ary nandalo tagny Galilia. Tsy tiàny ho hain-jôvy na zôvy hoe taiza zareo,\v 31 fa nampianatra reo mpianany Izy. Nivôlagna Izy tamin-jare hoe : " Ny Zanak'Ologno dia hatôlotro agny antagnagnan'ologno, kay hivonon-jareo Izy. Ary koafa voavono Izy, dia hitsangagna amin'ny maty ndraiky afaka telo andro. \v 32 "Fa tsy takatra zareo io fagnambaragna io, ary natahotro zare hagnontany Azy.