2019-10-24 13:56:21 +00:00
|
|
|
\v 3 Tandrignaiso, nisy mpamafy handaiha hamafy ambeo.\v 4 Ary raha namafy izy, dia nisy ambeo sanany nirabaraba tamin'ny lalagna, kay havy reo vôrogno aveo nihinagna zany.\v 5 Ny ambeo sanany niraraka tamin'ny tany feno vatovato, izay tsisy fotaka maro.Tonga dia nalazo izy reo, satria tsy laligny ny fotaka nisy azy.
|