2019-10-25 06:35:37 +00:00
|
|
|
\v 18Aviteo Jaona nivaolagna tamin'ny Heroda hoe: "Mifanipaka amin'ny lalàgna ny hanambadiananao vadin'ny rahalahinao." \v 19 Aviteo vignitra taminy Herodiasy kay nitsakaraka raha hamonoagna azy, kanaifa tsy afaka, \v 20satria matahotra Jaona Heroda; hainy tsarabe fao ôlogno marigny Jaona salakady feno fahamasinagna aviteo niarôvany izy. Nampanahiragn'azy ny fitandrignaisany azy, kanaifa mbaola nitandrignaisany tamin'ny haravoagna faogna izy.
|