xmw_mrk_text_reg/08/16.txt

2 lines
301 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-21 05:30:13 +00:00
\v 16 Dia nifagnontany taigna ny mpianatra hoe: "Nohon'ny atsika tsy managna môfo zany."\v 17 Hain'i Jesôsy zany, avakeo nivôlagna Izy tamin-jareo hoa: "Nagnino moa amin'ny tsy fanagnagna môfo ny diniky areo? Mboala tsy azonareo moa? Mboala tsy takatrareo fôgna? Nanjary donto moa ny fônareo?
2019-10-21 05:30:13 +00:00
"