xmw_mrk_text_reg/11/07.txt

1 line
561 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-25 09:16:22 +00:00
\v 7 \v 8 \v 9 \v 10 7 Ary nindesin-jareo mpianatra aroa lahy teo amin'ny Jesôsy ny zana-boriky dia natany teo agnambon'ny zany ny lamban-jareo kay afaka nitikigny azy Jesôsy. 8 Fôntry ny ôlogno namailatra ny lambany tagny an-dalagna, ary sasany ndraiky namailatra rantsan-kakazo zay nitapatapahagna avy tagny an-tsaha. 9 Zareo zay nandaihateo alohany ndraiky zareo nagnaraka Azy nagnantsognantso hoe: "Hosana! Deraigny lehy araiky avy amin'ny agnaragnan'ny Tompo. 10 Deraigny ny fanjakagna ho avin'i Davida babantsika! Hosana agny amin'ny taigna ambony "