2019-10-17 10:04:29 +00:00
|
|
|
\v 14 Koafa nimpôdy tamin'ny mpianatra zareo, dia nahita ologno maro magnodidigny zareo ary zareo mpanoratra lalàgna niady hevitry taminazy.\v 15 Koafa nahita Jesôsy zareo, dia gaga vahoaka jiaby ary raha igny nihazakazaka nagnatogno Azy igny zareo dia nagnamia finaritry Azy. \v 16 Nagnontany reo mpianatra Izy hoe: "Mahakasiky ino raha hiadiavanareo hevitry amin-jareo."
|