2019-10-24 05:36:44 +00:00
|
|
|
\v 25Nivôlagna Izy tamin-jareo: "Mbôla tsy novakinareo moa raha nanon'i Davida koafa tao agnatiny tsy fahampiagna sindraiky tihinagna izy_avakeo reo lalahy niaraka tamininazy_\v 26nanakôry ny fomba nitsoforany tao antragnon-jagnahary tamin'andron'i Abiatara mpisôronabe, kay nihinagna ny mofon'ny fagnantraihagna, lehy tsy magnara-dalàgna na amin-jôvy na amin-jôvy ny mihinagn'azy afa tsy ny mpisôrogno, aveo mbôla nagnamiazany maromaro reo lehy niaraka taminazy.
|