xmw_mrk_text_reg/03/23.txt

1 line
338 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-21 05:30:13 +00:00
\v 23 Dia nantsôvini Jesôsy hagnatogno Azy zareo kay nivôlagna zareo tamin'ny alalan'ny fagnoharagna hoe: "Magnankôry moa hahavitan'i Masantôko magnaboaka an'i Masantôko? \v 24 Izy koa misy fanjakagna miady an-tragno, dia ho ravagna zany. \v 25 Avakeo koa misy tokan-tragno miady an-tragno,dia tsy hatagna zany tokan-tragno zany.