2019-10-19 19:38:22 +00:00
|
|
|
\v 36 Nisy ôlogno araiky nihazakazaka, nagnidigny divaigny marikivy ny sipaonjy, ary nandraikitry zany tamin'ny volotara, dia nagnamia zany ho giahiny. Lehy lalahy nivolagna hoe: "Aoka ho hitanay asa ho avy hampijôtso Azy akeo Elia." \v 37 Avy eo Jesôsy nangaiky tamin'ny feo mafy dia maty. \v 38 Triaka nizara aroabariky ambany ny lamban'ny tempoly.
|