xmw_mrk_text_reg/16/03.txt

1 line
212 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-18 06:20:56 +00:00
\v 3 Dia nifampivôlagna zareo hoe: "Zôvy moa hanokatra ny vato eo amin'ny varavaram-pasagna mbô hidirantsika? \v 4 Koafa nianko lôha zareo, dia nahita fa nibiribiry niala ny vato, lehy tegna giaida indrindra.