2019-10-25 06:36:39 +00:00
|
|
|
\v 27 Nandaiha niboaka Jesôsy sindraiky ny mpianany nandaiha tagny amin'ny tanagnan'i Kaisaria Filipo. Tagny an-dalagna dia nagnontany reo mpianany Izy hoe: "Hatan'ôlogno ho zôvy moa Zaho?"\v 28 Namaly Azy zareo kay nivaolagna hoe: "Jaona mpagnano batisa. Ny sanany mivaolagna hoe: "Elia', avakeo ny sanany hoe: 'Araiky amin'ny reo mpagnazary.'"
|