2019-10-25 08:03:23 +00:00
|
|
|
\v 1Koafa niala tao amin'ny kianjan'ny tempoly jesôsy, nivaolagna taminy araiky tamin'ny mpianatranazy hoe: "Oa mpagnanatra, zahavo hatsarany vato ndraiky hatsaragnan'ny fagnamboaragna!"\v 2Nivoalana izy tami: "Hitanao moa rafitry gaida aby reo? Tsisy hambaila hifampitikigny zareo reo na dia araika aza kay tsy haravagna."
|