xmw_mrk_text_reg/14/17.txt

1 line
391 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-25 08:04:17 +00:00
\v 18 Koafa haligny ny andro, dia tonga niaraka tamin'ny reo roa ambin'ny fôlo lahy Izy. \v 17 Koafa nantotry teo an-databatra sidraiky nihinagna zareo, dia novaolagna Jesôsy hoe: "Ambarako areo marigny, fao ny araiky aminareo lehy miara-mihinagna aminaha eto dia hamadiky Zaho". \v 19 Nalahelo fatatra zareo jiaby, kay nivaolagna taminazy ny tsiaraikiaraiky hoe: "Tsy zaho ndraiky zany? "