xmw_mrk_text_reg/14/01.txt

1 line
345 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-25 07:59:06 +00:00
\v 1 Ary roa andro talôhan'ny Paska ndraiky ny Fankalazagna ny fihinanagna ny Môfo Tsisy Levira tamin'ny zany. Nizaha fomba hisambôragna an'i Jesôsy mangingigny reo lôhan'ny mpisôrogno sindriaky ny mpanoratra ny lalàgna ary hamono Azy aveo.\v 2 Ninainagna zareo hoe: "Aleo tsy atao amin'ny andro fety, mbô tsy hampitabataba ny ôlogno."