xmw_mrk_text_reg/15/45.txt

1 line
463 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 45 koafa nahazo antoko tamin'lehy kapiteny izy fa maty jesôsy, dia namiany an'i Josefa ny fatiny. \v 46 Ary Josefa nividy hariry madiniky. Nampirôrogno an'i Jesôsy teo amin'ny hazofijaliagna izy, dia namono hariry madiniky Azy, ary nagnapaitraka Azy tamin'ny fasagna zay nolavahagna tao amin'ny vatolampy. Avy eo namôdy vato teo amin'ny varavaragna fasagna izy. \v 47 Dia hitan'i Maria Magdalena ndraiky Maria renin'i Josesy ny toeragna nandivaignagna Azy.