2019-10-22 12:23:47 +00:00
|
|
|
\v 26 Koafa avy nihira hira fideragna zareo, dia nandaiha tagny an-tampontanetin'Oliva.\v 27 Nivôlagna Jesôsy tamin-jareo hoe: "Hiala Zaho aby areo jiaby, fa voasoratra hoe: 'Hamango ny mpiambigny ondry Zaho avakeo hipariaka ny ondry.'
|