2019-10-24 07:34:43 +00:00
|
|
|
\v 11Kanaifa areo mivôlagna hoe: 'Izy koa misy lalahy araiky mivôlagna ny babany na koa nininy hoe: "Na ino na ino tianao hoazo avy aminaha dia afa korbana,"' (zany hoe: namaizagna zagnahary'--\v 12kay tsy ambailanareo hitsabo na ino na ino amin'ny babany sindraiky nininy eky izy. \v 13 Magnafoagna ny tenin-jagnahary areo noho ny fomban-drazagnareo lehy nitananare. Ave raha fôntry tôkagana zany koa no tsabonareo."
|