2019-10-17 10:04:29 +00:00
|
|
|
\v 4 Avy eo Elia ndraiky Mosesy niboaka tamin-jareo, salakady nikoragna tamin'i Jesôsy zareo. \v 5 Petera namaly kay nivolagna tamin'i Jesôsy hoe: " Mpagnanatra ô, tsara raha mitoby aketo atsika,kay andeha hagnano lay telo, ny araiky nihinao,ny araiky nihin'ny Mosesy, ary ny araiky nihin'ny Elia." \v 6 ( Fao tsy hainy raha tokony ho volagniny, satria natahotro mafy zare.)
|