2019-10-25 14:26:33 +00:00
|
|
|
\v 8 Nisamborin-jareo izy, dia novonoiny, ary natsipiny tagny ambailan'ny tanim-boaloboka. \v 9 Kay, ino ary no hatan'ny lehy tômpon'ny tanim-boaloboka? Ho avy izy handringagna reo mpamboly voaloboka ary hanomia ny tanim-boaloboka amin'ny hafa
|