2019-10-17 19:33:07 +00:00
|
|
|
\v 9 Tamin'ny andro navian'i Jesôsy avy agny Nazareta tao Galilia no niboaka zany, avy eo natan'i Jaona batisa tamin'ny matsabôrin'ny jordana Izy. \v 10 Kofa niboaka tamin'ny rano Jesosy, dia hitany nisaokatra ny langitry avy eo nijôtso taminazy mitovy amin'ny pizigny ny Fagnahy. \v 11 Avy eo nisy feo avy tagny andangitry nagnano hoe: "Anao no Zanako tiako. Anao no foky."
|