xmw_mrk_text_reg/04/26.txt

1 line
522 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-25 06:36:39 +00:00
\v 26 Avakeo nivaolagna koa Izy hoe: "Ny fanjakagnan-Jagnahary dia karaha ôlogno araiky magnapariaka ny ambeny amin'ny tany. \v 27 Mandry izy amin'ny aligny avakeo monjogno amin'ny marandraigny, avakeo ny ambeo dia miboaka kay maniry, fao tsy hainy hoe manankôry. \v 28 Ny tany dia mamoa amin'ny haigniny fôgna: voalohany ny rantsany, avakeo ny taholany, avakeo ny taignany matoa akeo amin'ny tahôlany.\v 29 avakeo kôfa matoa ny taignany dia tonga dia izy hagnandefa fandidiagna, fa efa lera ny fotoam-pandidiagna."