\v 28 Satria nivolagna izy hoe: "raha mikasiky lambany fogna zaho, dia hahivagna." \v 29 Koafa nikasiky Azy izy, dia nijanogno ny aretigny nazy. Ary hazony fa nahivagna izy tamin'ny aretigny izy.