2019-10-21 13:27:37 +00:00
|
|
|
\v 11 Ary nisy andian-kisoa nihinagna tan-tanety, \v 12 ary niangavy tamin'Azy zareo, nagnano hoe: "alifaso akao amin'reo kisoa zahay; ambilao zahay hiditry amin-jareo." \v 13 kay nambelany zareo; aviteo niboaka reo fagnahy ratsy kay niditry tao amin-jareo kiso, aveo niraimpagna tagny taivagna hoa agny andranomasigny zareo, ary kisoa tôkony roa arivo no maty andranomasigny.
|