xmw_mrk_text_reg/15/42.txt

1 line
412 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 42 Koafa avy ny haligny, satria andro fiomanagna, zany hoe, andro alaohaka sabata io, \v 43 dia avy teo Josefa avy akagny Armatia. Mpikambagna hajaigny ao amin'ny Synedriona izy, zay nandigny ny Fanjakagnan-Jagnahary. Nanam-pahasahiagna izy nandaiha tagny amin'i Pilato hangaho fatin'i Jesôsy. \v 44 Gaga Pilato hoe afa maty edy Jesôsy; dia nantsoviny lehy kapiteny ary nagnontany azy izy raha maty Jesôsy.