xmw_mrk_text_reg/15/31.txt

1 line
379 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 31 Ny lohan'ny mpisorona koa dia nankalaifaka Azy mitôvy zany, niaraka tamin-jareo mpanaoratra làlagna, ary nivaolagna hoe: "Nagnavotro ny hafa Izy, kanaifa tsy mahavotro ny haigniny. \v 32 Aoka lehy Kristy, lehy Mpanjakan'iIsraely, hirorogna avy akeo amin'ny kakazofijaliagna, biaka hitanay ary hinoanay," avakeo zareo nohomboagny niaraka taminazy koa dia nankalaifaka Azy.