2019-11-15 14:15:22 +00:00
|
|
|
\v 16 Nindesin-jareo miaramila ho akeo amin'ny banja Izy (zay agnivon-toeran' ny fanjakagna), ary nantsôvin-jreo aby ny antoko miaramila jiaby. \v 17 Nampisikinin-jareo lamba vôlomparasy Jesôsy, ary nitaly fehiloha fatsiky zareo kay nagnapaitraka zany taminazy. \v 18 Dia nanomboko niarahaba Azy zareo ary nivaolagna hoe: "Arabaigny, Mpanjakan'ny Jiosy!"
|