2019-10-25 16:00:33 +00:00
|
|
|
\c 15 \v 1 Naraindrain-dahy, dia nivôry ny mpisoronabe niaraka tamin-jareo sojabe ndraiky zareo mpanoratra làlagna ary ny Synedriona jiosy jiaby. Nitadian-jareo Jesôsy aveo nindesin-jareo niboaka. Natôlotro zareo teo amin'ny Pilato Izy. \v 2 Nangnontany Azy Pilato hoe: " Anao moa Mpanjakan'ny jiosy?" Nivaliany hoe: "Zaho tatô be." \v 3 Nivaolagna fiampangagna maro manohitry Jesôsy zareo lohan'ny mpisôrona.
|