2019-10-25 09:26:59 +00:00
|
|
|
\v 11 Aveo Jesôsy nitsôfotro tao Jerosalema kay nandaiha an-kianjan'ny tempoly ary nizahazaha raha jiaby. Ary afa nahai- ariva ny andro, dia nagnano diabe nandaiha tagny Betania Izy ndraiky zareo aroa ambinifolo lahy.12 Ny andro fagnaraka, koafa nimpody avy agny Betania zareo, dia tihinagna Izy.
|