2019-10-24 22:23:09 +00:00
|
|
|
\v 16 Reo zay nahita ny raha nisy tamin'ny lehy lalahy nibidaohan'ny masantôko dia nitantara tamin-jareo ny mahakasiky zany tamin'ny antsimpiriany, aveo koa nitantara mahakasika reo kisoa tamin-jareo. \v 17 Dia nanomboko niangavigny Azy zareo mbô hialany eo amin'ny faritry zareo.
|