2019-10-21 05:32:56 +00:00
|
|
|
\v 51 Dia namaly azy Jesôsy aveo nivolagna hoe: "Ino no tiànao atako aminao? "Nivolagna lay lalahy gila hoe: " Mpagnanatra ô, te-hahita zaho." \v 52 Ary nivolagna Jesôsy taminazy hoe: "Mandihiana. Ny finoagnanao no nagnavotro anao." Dia nahita niaraka tamin'igny ny masonazy, ary nizohy an'i Jesôsy tagny an-dalàgna izy.
|