2019-10-25 07:11:22 +00:00
|
|
|
\v 39Aviteo nagnirako ôlogno jiaby hantotry mitsitrôkotrôko amin'ny ahitra mahitso Izy.\v 40Aviteo nantotry araka amin'ny an-tokony zareo; tokony dimampôlo ambiny zato zareo. \v 41Nalainy mofo dimy sindraiky lako aroa, aviteo nizaha lagnitry Izy salakady nankasitraka aveo nagnamia mofo tamin'ny mpianatranazy mbô hagnamezan-jareo azy amin'ôlogno. Aveo lako dimy koa norasaigny tamin-jareo aby.
|