xmw_mrk_text_reg/09/23.txt

1 line
448 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-25 05:58:55 +00:00
\v 23 Jesôsy nivolagna taminazy hoe: "koà mahay anao? \v 24 Raha jiaby dia hainy ze mino." Ary niaraka tamin-jany ny baban'ny iehy zaza dia nangaiky mafy hoe: " Mino zaho! Ampia zaho amin'ny tsy finoagnanaha! " \v 25 Koafa hitan'i Jesôsy regny vahoàka nihazakazaka nagnatogno azy zareo, dia nivolagniny mafy lehy fagnahy ratsy nagnano hoe: "Oa fagnahy möa salakady maregnigny, mandidy anao Zaho, miboaha aminazy, ary aza mimpôdy aminazy eky."