2019-10-21 13:41:37 +00:00
|
|
|
\v 14 Nilaifa reo mpiambigny ny kisoa aveo nagnambara raha raha jiaby nisy tao antanàgna; ndraiky tagny ambanivôhotro, ary ôlogno maro no niboaka hizaha ny raha nisy. \v 15 Aveo zareo nandaiha amin'i Jesôsy ary hitan-jareo lehy lalahy nibidaohan'ny masantôko, lehy araiky zay nibidaohan'ny legiona, nipaitraka teo, nisikigny, ary nisy fagnahy; kay natahotra zareo.
|