2019-10-17 14:06:09 +00:00
|
|
|
\c 1 \v 1 Tô ny niantomboahan'ny vaovao mahafalin'i Jesossy Kristy, lehy Zanaka Zagnahary. \v 2 Araka voasaoratra amin'n Isaia mpagnazary hoe : " tô, Zaho magniraka iraka alohaka Anao, lehy hagnajary lalagna nao. \v 3 Misy feo magnantso mafy agny antany maty magnanjany: " atôvo lalagna ny Tompo; atôvo mahitsy lalagna ho mboany.''
|