2019-10-21 11:51:31 +00:00
|
|
|
\v 27 Dia niakatra hankagny Jerosalema ndraiky zareo. Ary koafa nandaihandaiha tao an-kianjan'ny tempoly Jesôsy, dia havy nagnatogno Azy lohandohan'ny mpisorona, ny mpanoratra lalagna, aveo zareo sojabe.\v 28 Nivolagna zareo taminazy hoe: "Fahefagna avy aiza moa hagnanaovanao regny raha egny, aveo zôvy moa nagnamia nagnamia Anao fahefagna hagnano regny?"
|