2019-10-25 09:01:59 +00:00
|
|
|
\v 46 Homby tao Jeriko zareo. Koafa niboaka ny tanàgna niaraka tamin'ny mpianany ndraiky vahoaka marobe Izy, ny zanak'i TImeo, Bartolomeo zay mpangaho salakady gila, nantotry teo amoron-dalàlagna.47 Koafa naharegny izy fao Jesôsy avy agny Nazareta zany, dia nanomboko nangaikingaiky mafy izy salakady nivolagna hoe: "Ry Jesôsy, Zanak'i Davida ô, mamindrà fô aminaha! " 48 Maro no nivolagna mafy lehy gila, nivolagna taminy mbô hangigny. Fa vao maika izy nangaiky mafy hoe: "Ry Zanak'i Davida ô, mamindra fô aminaha! "
|