2019-10-21 05:59:33 +00:00
|
|
|
\v 11Kanaifa areo mivôlagna hoe: 'Izy koa misy lalahy araiky mivôlagna ny babany na koa nininy hoe: "Na ino na ino tianao ho azo avy aminaha dia efa korbana,"' ( izany hoe: namaizagna zagnahary'--\v 12kay tsy ambailanareo hagnano na ino na ino amin'ny babany sindraiky nininy eky izy. \v 13 Magnafoagna ny tenin-jagnahary areo noho ny fomban-drazagnareo lehy nitananare. Ave raha fôntry tôkagana zany koa no tsabonareo."
|