2019-10-19 19:10:22 +00:00
|
|
|
\v 22 Nindesin-jareo miaramila tagny amin'ny tany antsôvigny hoe Golgota Jesôsy (Zay midika hoe "Toeran'ny karandoha"). \v 23 Namianjareo divaigny nifangaro miora Izy, fa tsy nigiaka zany Izy. \v 24 Dia nohomboan-jareo Izy ary nifampizaran-jareo tamin'ny alalan'ny ankitsapaka ny fitafiagnany mbô hahalalagna zay ampahany raisin'ny miaramila tsiraikiraiky.
|