2019-10-21 05:32:56 +00:00
|
|
|
\v 12 \v 11 Aveo Jesôsy nitsôfotro tao Jerosalema kay nandaiha an-kianjan'ny tempoly ary nizahazaha raha jiaby. Ary afa nahai- ariva ny andro, dia nagnano diabe nandaih a tagny Betania Izy ndraiky zareo aroambinifolo lahy. Ny andro magnaraka, koafa nimpody avy agny Betania zareo, dia tihinagna Izy.
|